|
|
|
|

Teny iditra1 fihomboana
Fototeny  2hombo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana.
5Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6aggravation. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12