|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hoika
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  6hoiky

Teny iditra (2/2)7 hoika
Sokajin-teny  8 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika. [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  10mot explétif, comme iky. [1.3]
Tsipelina hafa  11hoiky

Fivaditsoratra  12 ahiko, 13 akiho, 14 haoky, 15 hoaky, 16 hoika, 17 kaiho, 18 kaohy, 19 kiaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19