|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ho faty
Singan-teny  2faty
Sokajin-teny  3 ny ho avin' ny mpamaritra maty
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra). [1.3]
Ohatra  6 Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy [2.293]
7 Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana. [2.59]

Teny iditra (2/2)8 hofaty
Singan-teny  9faty
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité).
12Vitex pervillei Baker (Lamiaceae).
13Arbuste assez commun dans la région de Majunga.
14Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 fihota, 17 fitaho, 18 fitoha, 19 fohita, 20 fotahy, 21 ho faty, hofaty, 22 tafiho, 23 tifaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03