|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hivoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 20 hivoka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Bara] ahitra lava be
[1.78] 23 Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 savane
[1.13] 25 [Tankarana] hautes herbes (collines). [1.19] 26 [Betsileo] « Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | hivoka, 28 hovika, 29 kovahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|