|
|
|
|

Teny iditra1 ahivoka
Fototeny  2hivoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mameno.
5Afatratra, asesika: Nahivoka tao anaty fiara kety izy valo lahy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12