|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hirana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana.
4Hirika na loaka idiran' ny fahazavana. 5Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a glimmer of light.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12hirangirana |
| Kamban-teny rehetra | 13voahirana |
| Teny iditra (2/3) | 14 hiraña |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be..
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: voankazo |
| Teny iditra (3/3) | 18 hirana |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20anaran-gidro.
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 21hira |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny Gidro |
| Fivaditsoratra | 23 harina, 24 hiraña, hirana, 25 rahany, 26 rahina, 27 rihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|