|
|
|
|

Teny iditra1 himpona
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany.
4Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  6himpina
Mpanahaka  7 fenohika, 8 hiboka, 9 hipoka, 10 hivoka

Fivaditsoratra  11 himpona, 12 mpanohy, 13 nahim-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31