|
|
|
|

Teny iditra1 hidivava
Singan-teny  2hidy, 3vava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5anaran' ny farantsa volafotsy taloha, toy ny hoe: tsanganolona, mandrihavia, sns. [1.1]
Ohatra  6 nanasina amy ny hidivava Ambohimanambola ny Prime Minister nanao ny anambaniandro io ariary telo io [2.59#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12