|
|
|
|

Teny iditra1 hevi-teny
Singan-teny  2hevitra, 3teny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6explication de mot. [1.5#143]
Ohatra  7 Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606#]
8 Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#]
Voambolana  9 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11