|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hetry
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fohy sady tsy mitombo; iva sady kely: Hazo hetry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4du malais genting : lent à croître, à faible végétation. [1.196]
Mpanahaka  5 botry, 6 kambetykely, 7 keliantitra, 8 vatokely
Kamban-teny rehetra  9zaza hetry

Teny iditra (2/2)10 hetry
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12Nom donné aux plantes éricoïdes des sommets montagneux.
13Notamment certains helichrysum (Asteraceae).. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  15 hetry, 16 hitre, 17 trehy, 18 trihe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31