|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 botry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lakana lehibe izay misy voizina na entin' ny lay na mandeha amin' ny herin' ny milina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a boat [Eng.
5boat]. [Provincial] [1.2]
6a schooner used in coastal trade (west coast). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7navire à voiles non ponté.. [Tankarana] [1.19]
8goélette ou boutre arabe de la côte ouest. [1.8]
Voambolana  9 Fifamoivoizan-tsambo
Teny nalaina  10 Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/3)11 botry
Sokajin-teny  12 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13Fohy, zeny, tsy mitombo intsony: Hazo botry.
14/ Zazavavy botry kely
.
15Tsy manana, lany harena, rava, fananana: Izao vao tena botry Rakoto fa lany matin' ny ramoretaka ireo kisoa roa hany sisa nompiany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16stunted, dwarfish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17rabougri, chétif. [1.8]
18Rabougri, comme la végétation des sommets montagneux, sur sols squelettiques: Hazo botry (un arbre rabougri, souffreteux, chétif).. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)35 botry
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny frantsay  37Nom d'une espèce de riz de montagne (vary botry).
38Elle a l'avantage d'être peu exigeante.. [1.196]
Voambolana  39 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  40 bitro, 41 botry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02