|
|
|
|

Teny iditra1  herin-tsandry
Singan-teny  2 hery, 3 sandry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [herintsandry] [Betsimisaraka] asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [1.78]
6 tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04