|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 henamaso |
| Singan-teny | 2henatra, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao.
6Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[hena-maso]
7respect of persons, awe, respect..
[1.2] [hena-maso] 8respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany.
[2.472#]
|
| Voambolana | 11 Ontam-po |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 henamaso, 14 manoseha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|