|
|
|
|

Teny iditra1 havitsiana
Fototeny  2vitsy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5smallness of number, fewness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6le petit nombre, rareté. [1.8]
Ohatra  7 Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#]
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :
Tovy hevitra  10fahavitsiana

Fivaditsoratra  11 havitsiana, 12 tavihasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19