|
|
|
|

Teny iditra1 ankavitsiana
Fototeny  2havitsiana
Sokajin-teny  3 anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy betsaka, vitsy kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5en petit nombre.
6le petit nombre. [1.3]
Ohatra  7 ary ankavitsiana hiany ny trano manara [2.48]
8 Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. [2.285#]
Haiendriteny 
9 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12