|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havavafo |
| Singan-teny | 2hatra, 3vavafo |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5up to the pit of the stomach.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6jusqu' au creux de l' estomac.
[2.415] |
| Ohatra |
7 havavafo ny rano.
[2.471#]
8 Dia misalakadamasiky nasomizy havavafo makadiry, dia atao sisik' ila mitarisaka eny amin' ny kitrokely ny zorony. [1.437#] |
| Voambolana | 9 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|