|
|
|
|

Teny iditra1 havanina
Fototeny  2havana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io.
5Tsikerakeraina, tsy avala hifatratra na hifitsaka: Havanina ny lavenona raha tiana hirehitra tsara ny afo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be entered into relationship with, to be consorted with.. [1.2]
7with whom one is friend. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8avec qui on a de bonne relations. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02