|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 havandra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3hail.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4grêle.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
5 havandra vaventy, Ankaratra hiany;
[2.48]
6 Norotsahany havandra ho solon'ny ranonorana izy ireo; [2.996] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Haitoetrandro |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 havandra |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13malheur.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|