|
|
|
|

Teny iditra1 hatsaraina
Fototeny  2tsara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga tsara: Efa nohatsaraina ny lalana mankany aminay any ambanivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5To be ameliorated, to be bettered, to be spoken of as being good. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu’on améliore: Nohatsaraina ny làlana (Les routes ont été améliorées). [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 antsiaraha, 13 haratsiana, 14 hatsaraina, 15 itsaharana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02