|
|
|
|

Teny iditra1 hatevezina
Fototeny  2tevina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao matevintevina kokoa: Hatevezo ny lalotra fa manify loatra izy izany.
5Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohatevezinareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo.
6Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente. [1.3#701]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12hatevenina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12