|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hatevenina
Fototeny  2tevina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4see matevina. [1.2]

Teny iditra (2/2)5 hatevenina
Fototeny  6tevina
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  8Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany.
9Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo.
10Ampitomboina hasina: Hateveno, rankizy, ny anaran-drainareo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente. [1.3#701]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  16hatevezina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12