|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatavezina |
| Fototeny | 2tavy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko.
5Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6see tavy..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|