|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasin' Andriana |
| Singan-teny | 2hasina, 3andriana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony.
[2.508#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|