|
|
|
|

Teny iditra1 hasahiana
Fototeny  2sahy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5courage, audace, hardiesse. [1.3#558]
Ohatra  6 Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. [2.270]
7 Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tovonana :
Tovy hevitra  10fahasahiana

Fivaditsoratra  11 hasahiana, 12 hasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12