|
|
|
|

Teny iditra1 fahasahiana
Fototeny  2sahy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5courage, audace, hardiesse. [1.3#558]
Ohatra  6 Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy. [2.472]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Tovy hevitra  9hasahiana

Fivaditsoratra  10 fahasahiana, 11 fahasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12