|
|
|
|

Teny iditra1 haronina
Fototeny  2harona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main. [1.3#222]
Ohatra  7 Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina." [2.69#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12vary misy ro ka haronina
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 haronina, 15 rahonina, 16 rohanina, 17 ronahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02