|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haron-doa-body |
| Singan-teny | 2harona, 3loaka, 4vody |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7(literally a basket with a hole in it), a wasteful person.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(littéralement et figuré) panier percé.
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|