|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haroina |
| Fototeny | 2haro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Avadibadika mba hifangaro tsara: Haroy matetika itỳ vary mihahy itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be mixed, to be mingled, to be put into a state of confused mixture..
[1.2] 6to be mixed, to be stirred. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on mélange, qu'on ensemble.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12haroana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 aharony, 15 ahorina, 16 aniraho, 17 anohary, 18 anorahy, 19 arahony, 20 aronahy, 21 haorina, 22 hariaño, 23 haroina, 24 hoarina, 25 iharano, 26 oharina, 27 rihaona, 28 roahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|