|
|
|
|

Teny iditra1 haroana
Fototeny  2haro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana (zavatra) hikambana aminy: Haroana voatabia ny hena mba hatsiro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be mixed.
6Used in speaking of that which is added to.. [1.2]
7to have something mixed into it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8à quoi on mêle. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13haroina

Fivaditsoratra  14 aharona, 15 anaraho, 16 ano raha, 17 arahano, 18 arahona, 19 Haorana, 20 haroana, 21 roahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12