|
|
|
|

Teny iditra1 hano mahavoky
Singan-teny  2hano, 3mahavoky
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny atao amin' ireo olona asaina na tolorana sakafo noho izy efa voky na hita fa kely tsy ampy mizarazara ny omena azy ka tsofina rano. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12