|
|
|
|

Teny iditra1 hamorana
Fototeny  2mora
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran' ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra.
5Toetran' ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory.
6Toetran' ny olona malemy fanahy, moramorainy, mamindra fo: Ny hamoran' ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe. [1.1]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 hamorana, 9 maharona, 10 mahorana, 11 manohara, 12 manoraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02