|
|
|
|

Teny iditra1 hamavoana
Fototeny  2mavo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina.
5Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy. [1.1]
Tovy hevitra  6hamavo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12