|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamavo |
| Fototeny | 2mavo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina.
5Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy. [1.1] |
| Tovy hevitra | 6hamavoana |
| Fivaditsoratra | 7 hamavo, 8 mahova, 9 mavoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|