|
|
|
|

Teny iditra1 hamalina
Fototeny  2malina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy. [1.1]
Tovy hevitra  5fahamalina

Fivaditsoratra  6 halimana, 7 hamalina, 8 lamahina, 9 mahalany, 10 mahalina, 11 manilaha, 12 mihalana, mihalàna, 13 namalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03