|
|
|
|

Teny iditra1 fahamalina
Fototeny  2malina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy. [1.1]
Tovy hevitra  5hamalina

Fivaditsoratra  6 fahamalina, 7 filamahana, 8 mifañahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12