|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 halony
Fototeny  2lony
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny fahasorisorena, fahasosotsosorana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5la mauvaise humeur. [1.3]
Voambolana  6 Ontam-po
Tovy hevitra  7halonilony

Teny iditra (2/5)8 halony
Sokajin-teny  9 anarana halo sy mpisolo

Teny iditra (3/5)10 halony
Sokajin-teny  11 anarana halotra sy mpisolo

Teny iditra (4/5)12 halony
Sokajin-teny  13 endritenin' ny hoe aloka

Teny iditra (5/5)14 halony
Sokajin-teny  15 endritenin' ny hoe alona

Fivaditsoratra  16 halino, 17 halony, 18 lihano, 19 lohina, 20 lonahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12