|
|
|
|

Teny iditra1 halavorariana
Fototeny  2lavorary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona. [1.1]
Tovy hevitra  5fahalavorariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12