|
|
|
|

Teny iditra1 fahalavorariana
Fototeny  2lavorary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona. [1.1]
Ohatra  5 Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo? [2.296#]
Tovy hevitra  6halavorariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12