|
|
|
|

Teny iditra1 halavitina
Fototeny  2halatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavitina kely no fijery ny sary hoso-doko.
5Andosirana: Halavito ny namon-dratsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6see lavitra.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11halavirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12