|
|
|
|

Teny iditra1 hala-pihinana
Singan-teny  2halatra, 3fihinana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12