|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 halanana
Fototeny  2halana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany ilay vato nololohaviny ka narary ny lohany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be made to have a cushion under a burden.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 halanana
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12jereo alanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13sand.
14See fasika.. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  15 halanana, 16 lanahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12