|
|
|
|

Teny iditra1 halailay
Fototeny  2lailay
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny halailain' ny akanjo vita amin' ny gony. [1.1]
Tovy hevitra  5fahalailay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12