|
|
|
|

Teny iditra1 hala-mahatratra
Singan-teny  2hala, 3mahatratra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny tsy tiana no mahavonjy sy manao soa fa ilay nankamamiana tsy nihevitra akory ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [hala mahatratra] 6Quoique détestés, ils assistent ; le père, la mère, les proches parents n'abandonnent pas dans le besoin des enfants ingrats. [1.3]
7Les parents ont beau ne pas être aimés de leurs enfants, ils les assistent dans leurs besoins.. [2.415]
Voambolana  8 Ontam-po
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02