|
|
|
|

Teny iditra1 mahatratra
Fototeny  2tratra
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4atteindre. [1.3, 1.5]
5saisir. [1.3]
6qui peut atteindre, qui peut saisir. [1.3, 1.5]
Ohatra  7 Izay lefona mitranga rehetra dia mahatratra azy avokoa. [2.895#]
8 Niezaka mafy tokoa Ramagozy sao mba mahatratra ahay ny ain-janany. [2.357#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02