|
|
|
|

Teny iditra1 hakitrokely
Singan-teny  2hatra, 3kitro, 4kely
Sokajin-teny  5 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7as deep or high as the ankles. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8jusqu'aux chevilles. [1.8]
Ohatra  9 Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano. [2.996#]
Voambolana  10 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12