|
|
|
|

Teny iditra1 haisoratra
Singan-teny  2hay, 3soratra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6prose. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7prose. [1.8]
8littérature. [1.5#132]
Ohatra  9 Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285]
10 Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606]
Voambolana  11 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11