|
|
|
|

Teny iditra1 haingon' adala
Singan-teny  2haingo, 3adala
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fihaingoana tafahoatra ka tsy mifanentana amin' ny taonan' ny tena na ny toetr' andro. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12