|
|
|
|

Teny iditra1 hahohaho
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahabetsahana toa misamonomonona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4noise, wrangling, speaking in a subdued or suppressed tone of voice, a din.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5bourdonnement, brouhaha; multitude. [1.3]
Ohatra  6 Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin' ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly! [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  15 Feo

Fivaditsoratra  16 hahohaho, 17 hohahoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19