|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafa reny |
| Singan-teny | 2hafa, 3reny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5entina milaza olona samy manana ny ray sy ny reniny avy saingy miombon-dray sy miombon-dreny kosa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6frère ou soeur de même père et de mère différentes.
[1.3] |
| Mpanahaka | 7 hafaray |
| Fivaditsoratra | 8 fiharena, 9 fiherana, 10 firehana, 11 hafa reny, 12 harefina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|