|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafahafa |
| Fototeny | 2hafa |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa.
5miolonolona. 6tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd..
[1.2] 8strange, bizarre. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9bizarre, étrange.
[1.3, 1.8] 10un peu différent, qui dévie du vrai. [1.3] |
| Ohatra |
11 hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 23 hafafandry, 24 mandrymanokananohonybe, 25 olonahafahafa, 26 zanakalo |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 fahafaha, 30 hafahafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|